|
|
|
|

Entrée1  lany andro
Mots élémentaires  2  lany, 3  andro
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5  efa tsy fampiasa intsony amin' ilay fotoana itenenana; enti-milaza ny zavatra efa tapitra ny fe-potoana nampahalaza azy, ka tokony hasiampanavaozana
mijanona maharitra amin' ny raharaha tsy misy antony firy, na variana amin' ny lalao sy korana [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12